Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Miakara amin’io tendrombohitra Abarima io, ka tazano ny tany omeko ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 ARY hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Miakara amin’ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:12
7 Rohy Ifampitohizana  

Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.


Miakara any an-tampon’i Libano ka manaova koka lava, ry Jerosalema; ataovy re any Basàna ny feonao manaova koka lava eny amin’ny havoanan’i Habarima fa potika ny sakaizanao rehetra.


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Indro antomotra ny andro hahafatesanao; koa antsoy i Josoa, ary tongava eo anoloan’ny Tranolay fihaonana ianareo mba hameperako azy. Dia nandeha nankeo anoloan’ny Tranolay fihaonana ry i Mosesy sy i Josoa


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra