Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Nisy ireo zanakavavin’i Tselôfehada, zanakalahin’i Hefera sy zafin’i Gilehada, ary zafiafin’i Makira sy zafindohalik’i Manase; ireo vehivavy ireo, izay avy tamin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Mahalà sy i Nôhà, i Hôglà sy i Milkà ary i Tiritsà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary avy ireo zanakavavin’i Zelofada, zanak’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy tamin’ny fianakavian’i Manase, zanak’i Josefa, ary izao avy no anarany: i Mahala, i Noa, i Hogla, i Milka ary i Tirza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nisy ireo zanakavavin’i Tselôfehada, zanakalahin’i Hefera sy zafin’i Gilehada, ary zafiafin’i Makira sy zafindohalik’i Manase; ireo vehivavy ireo, izay avy tamin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Mahalà sy i Nôhà, i Hôglà sy i Milkà ary i Tiritsà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tamin’izay tonga ny zanakavavin’i Salfaada, zanak’i Hefera, zanak’i Galaada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Josefa; ny anaran’izy ireo dia izao: Maalà, Nôà, Heglà, ary Tersà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY avy ny zanakavavin’i Zelofada, zanakalahin’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy tamin’ny fokon’i Manase, zanak i Josefa (ary izao no anarany: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza),

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary avy ny zanakavavin'i Zelofada, zanakalahin'i Hefera, zanak'i Gileada, zanak'i Makira, zanak'i Manase, avy tamin'ny fokon'i Manase, zanak i Josefa (ary izao no anarany: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza),

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary avy ireo zanakavavin’i Zelofada, zanak’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy tamin’ny fianakavian’i Manase, zanak’i Josefa, ary izao avy no anarany: i Mahala, i Noa, i Hogla, i Milka ary i Tirza.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:1
6 Rohy Ifampitohizana  

Naka vady ho an’i Hopima sy ho an’i Sopima i Makira. Ny anaran’ny vadin’i Makira dia i Mahekà, ary ny anaran’ny lahiaivony dia i Tselôfahada izay tsy nanana afa-tsy zanakavavy.


I Tselôfahàna zanakalahin’i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany ka ireto avy no anarany: i Mahelà, Nôhà, Hôglà, Milkà ary Tiritsà.


Niseho tamin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny tompon’andraikitra sy ny fiangonana manontolo teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana izy ireo, ka nanao hoe:


Koa tsy misy intsony ny hoe Jiosy na hafa firenena, tsy misy intsony ny hoe mpanompo na tsy mpanompo, tsy misy intsony ny hoe lehilahy na vehivavy; fa olona iray ihany ianareo rehetra, noho ianareo tafaray amin’i Kristy Jesoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra