Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 26:65 - DIEM PROTESTANTA

65 satria ny TOMPO efa nilaza fa ho faty any an-taniefitra ireo. Koa tsy nisy niangana tamin’ireo, afa-tsy i Kaleba zanakalahin’i Jefone ary i Josoa zanakalahin’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

65 Fa NY TOMPO efa nilaza tamin’izy ireo hoe: Ho faty any an-tany efitra tokoa ireo. Koa tsy nisy olona sisa tamin’ireny afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Josoa, zanak’i Nona, ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

65 satria ny TOMPO efa nilaza fa ho faty any an-taniefitra ireo. Koa tsy nisy niangana tamin’ireo, afa-tsy i Kaleba zanakalahin’i Jefone ary i Josoa zanakalahin’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

65 Fa ireny efa nilazan’i Iaveh hoe: Ho faty any an’efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin’ireny, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

65 Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin’ireny afa-tsy Kaleba, zanak’i Jefone, sy Josoa, zanak’i Nona, ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

65 Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin'ireny afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona, ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:65
20 Rohy Ifampitohizana  

Satria hofongorana ireo mpanao ratsy, fa izay matoky ny TOMPO no handova ny tany.


Niala avy tao an-tanàna Rahamsesa ny Israelita ka nizotra ho any Sokôta; lehilahy mahery misy andiany eninjato eo ho eo no isany, afa-tsy ny zaza amam-behivavy sy ny antitra.


Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna indray ny TOMPO ka nanao hoe:


Ianareo izany ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity;


Izaho TOMPO no efa niteny, ka mianiana Aho fa hataoko tokoa amin’ity fiangonana ratsy sy niodina tamiko ity izany: atỳ an-taniefitra no hiafarany sy hahafatesany.»


Fa i Josoa zanakalahin’i Nona sy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè no sisa velona tamin’ireo nandeha nisafo ny tany.


–Maty tany an-taniefitra ny rainay, nefa tsy mba isan’ny tarik’i Kôra izay niara-nioko hiodina tamin’ny TOMPO; fa matin’ny fahotany ihany izy, nefa tsy nanan-janakalahy.


Izao avy ny anaran’izy ireo: ho an’ny fokon’i Joda dia i Kaleba zanakalahin’i Jefone;


Jereo àry fa sady mora fo Andriamanitra no sarotiny: sarotiny amin’izay lavo Izy, fa mora fo aminao kosa raha mitoetra ao amin’ny hamoram-pony ianao; fa raha tsy mitoetra ao ianao, dia hoesorina koa.


Tsy hisy hahita azy afa-tsy i Kaleba, zanakalahin’i Jefone; ary dia izy sy ireo zanany no homeko ny faritany izay efa nodiaviny, satria nanaraka tanteraka Ahy TOMPO i Kaleba.»


Fony niala tany Ejipta ny vahoaka Israelita, ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana dia samy efa voafora avokoa; nefa maty teny an-dalana tany an-taniefitra avokoa ireo. Fa ny zazalahy teraka teny an-dalana tany an-taniefitra kosa dia tsy mbola nisy voafora: izany no anton’ny namoran’i Josoa azy.


Na dia efa fantatrareo aza ny zavatra rehetra, dia tiako hampahatsiarovina anareo ireto: rehefa novonjen’ny Tompo tanteraka ho afaka tany Ejipta ny vahokany, dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra