Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:9 - DIEM PROTESTANTA

9 izay rain’i Nemoela sy i Datàna ary i Abirama. Ireo Datàna sy i Abirama ireo no solotenan’ny Fiangonana izay nanohitra an’i Mosesy sy i Aharôna; niaraka tamin’ny tarik’i Kôra izy roa lahy raha nikomy tamin’ny TOMPO izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ny zanak’i Eliaba dia i Nemoela sy i Datana ary i Abirama. Ireo dia ilay Datana sy i Abirama, olom-boafidin’ny fiangonana, izay nila ady tamin’i Mosesy sy i Arona, teo amin’ny antokon’i Kora, raha nila ady tamin’NY TOMPO izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 izay rain’i Nemoela sy i Datàna ary i Abirama. Ireo Datàna sy i Abirama ireo no solotenan’ny Fiangonana izay nanohitra an’i Mosesy sy i Aharôna; niaraka tamin’ny tarik’i Kôra izy roa lahy raha nikomy tamin’ny TOMPO izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Zanak’i Eliaba dia i Manoela sy i Datàna ary i Abirôna. Ireo ilay Datàna sy Abirôna, isan’ny mpanolo-tsaina, nikomy tamin’i Môizy sy i Aarôna tanatin’ny tarik’i Kôre, fony izy nikomy tamin’i Iaveh,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary ny zanak’i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin’ny fiangonana, izay nila ady tamin’i Mosesy sy Arona, teo amin’ny antokon’ i Kora, raha nila ady tamin’i Jehovah izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary ny zanak'i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin'ny fiangonana, izay nila ady tamin'i Mosesy sy Arona, teo amin'ny antokon'i Kora, raha nila ady tamin'i Jehovah izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ny zanak’i Eliaba dia i Nemoela sy i Datana ary i Abirama. Ireo dia ilay Datana sy i Abirama, olom-boafidin’ny fiangonana, izay nila ady tamin’i Mosesy sy i Arona, teo amin’ny antokon’i Kora, raha nila ady tamin’NY TOMPO izy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Koa nivava ny tany nitelina an’i Datàna sady nanarona ny tarik’i Abirama.


Ireo no filoham-pianakaviana voafidin’ny fiangonana sady filohan’ny miaramilan’i Israely ihany koa.


Ny zanakalahin’i Palò anankiray dia i Eliaba,


Hahita loza ireo, fa nizotra tamin’ny lalana efa nizoran’i Kaina, nihitsoka tamin’ny hadisoana efa nahavoa an’i Balahàma mba hahazoana tamby, ary efa ringana tamin’ny fikomiana nataony toy ny naharingana an’i Kôrà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra