Nomery 26:51 - DIEM PROTESTANTA51 Ny fitambaramben’ny lehilahy israelita mahatam-piadiana dia nahatratra 601 730. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201151 Ireo no voaisa tamin’ny Zanak’Israely, telopolo sy fitonjato sy arivo sy enina hetsy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 Ny fitambaramben’ny lehilahy israelita mahatam-piadiana dia nahatratra 601 730. Jereo ny tokoBaiboly Katolika51 Izao no zanak’i Israely voaisa: 601.730. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy51 Ireo no voalamina tamin’ny Zanak’Isiraely, dia telo-polo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy. Jereo ny tokoMalagasy Bible51 Ireo no voalamina tamin'ny Zanak'Isiraely, dia telo-polo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache51 Ireo no voaisa tamin’ny Zanak’Israely, telopolo sy fitonjato sy arivo sy enina hetsy. Jereo ny toko |