Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 26:50 - DIEM PROTESTANTA

50 Ireo no tarika naftalita; ka nisy 45 400 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 Ireo no fianakavian’i Naftaly araka ny fianakaviany; ary izay voaisa taminy dia efajato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Ireo no tarika naftalita; ka nisy 45 400 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

50 Ireo no fokon’i Neftalì araka ny fokony. 45.400 ny voaisa amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 Ireo no fokon’i Naftaly araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia efa-jato amby dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 Ireo no fokon'i Naftaly araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia efa-jato amby dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:50
3 Rohy Ifampitohizana  

Angamba tsy ampy dimampolo ny olo-marina fa latsaka dimy, dia horavanao ve ny tanàna manontolo noho ny amin’ny dimy? Ka namaly ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra