Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:42 - DIEM PROTESTANTA

42 Tarika tokana ihany kosa ny taranak’i Dana, dia ny Sohamita avy tamin’i Sohama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Izao no taranak’i Dana, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sohama, ny fianakavian’ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Tarika tokana ihany kosa ny taranak’i Dana, dia ny Sohamita avy tamin’i Sohama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Izao no zanak’i Dana, araka ny fokony: avy amin’i Sohama ny fokon’ny Sohamita. Ireo no fokon’i Dana araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Izao no taranak’i Dana, araka ny fokony: avy tamin’i Sohama ny fokon’ny Sohamita. Ireo no fokon’i Dana, araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Izao no taranak'i Dana, araka ny fokony: avy tamin'i Sohama ny fokon'ny Sohamita. Ireo no fokon'i Dana, araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Izao no taranak’i Dana, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sohama, ny fianakavian’ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:42
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia ao koa i Dana sy i Hosima zanany lahy.


Ireo no tarika benjaminita; ka nisy 45 600 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.


Ny tarika sohamita manontolo dia nisy 64 400 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra