Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Ireo no tarika benjaminita; ka nisy 45 600 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany; izay voaisa taminy dia eninjato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Ireo no tarika benjaminita; ka nisy 45 600 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 ireo no zanak’i Benjamina, araka ny fokony avy, ary 45.600, ny voaisa amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ireo no taranak'i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany; izay voaisa taminy dia eninjato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:41
6 Rohy Ifampitohizana  

Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.


Ny taranak’i Belà dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Ardita, avy tamin’i Arda, ary ny Nahamita avy tamin’i Nahamàna.


Tarika tokana ihany kosa ny taranak’i Dana, dia ny Sohamita avy tamin’i Sohama.


Tamin’izany andro izany dia natao fanisana ny Benjaminita avy amin’ny tanàna manodidina, ka andiany 26 ny vatan-dehilahy kinga famely sabatra, afa-tsy ireo mponin’i Gibehà izay nanao fanisa-miaramila koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra