Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Ny fokon’i Manase dia nisy ireto tarika ireto: ny Makirita avy tamin’i Makira; ny Gilehadita avy tamin’i Gilehada zanakalahin’i Makira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny taranak’i Manase dia izao: Avy tamin’i Makira, ny fianakavian’ny Makirita; ary i Makira no niteraka an’i Gileada; avy tamin’i Gileada, ny fianakavian’ny Gileadita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ny fokon’i Manase dia nisy ireto tarika ireto: ny Makirita avy tamin’i Makira; ny Gilehadita avy tamin’i Gilehada zanakalahin’i Makira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Zanak’i Manase: ny fokon’ny Makirita avy tamin’i Makira, ary i Makira niteraka an’i Galaada, ny fokon’ny Galaadita avy tamin’i Galaada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ny taranak’i Manase dia izao: avy tamin’i Makira ny fokon’ny Makirita; ary Makira niteraka an’i Gileada; avy tamin’i Gileada ny fokon’ny Gileadita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ny taranak'i Manase dia izao: avy tamin'i Makira ny fokon'ny Makirita; ary Makira niteraka an'i Gileada; avy tamin'i Gileada ny fokon'ny Gileadita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny taranak’i Manase dia izao: Avy tamin’i Makira, ny fianakavian’ny Makirita; ary i Makira no niteraka an’i Gileada; avy tamin’i Gileada, ny fianakavian’ny Gileadita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:29
9 Rohy Ifampitohizana  

Fa nampifamadihin’i Jakôba ny tanany, ka ny tanany havanana no napetrany teo amin’ny lohan’i Efraîma na dia zandriny aza io; fa ny tanany havia kosa no napetrany teo amin’ny lohan’i Manase, kanefa izy io no lahimatoa.


ka nahita ny zafiafin’i Efraîma zanany lahy izy ary nanangana ireo zanak’i Makira izay zafikeliny sady zanakalahin’i Manase.


Ary rehefa feno enimpolo taona i Hetsirôna, dia nalainy ho vady ny zanakavavin’i Makira rain’i Gilehada ka niterahany an’i Segoba.


Nisy nanatona an’i Mosesy sy ny filohan’ny foko israelita ireo taranak’i Jôsefa, dia ny loham-pianakaviana avy amin’ny tarik’i Gilehada zanakalahin’i Makira sady zafikelin’i Manase,


Ny terak’i Makira kosa nomeko faritany Gilehada.


Izao no zaratany navoakan’ny antsapaka ho an’ny fokon’i Manase izay lahimatoan’i Jôsefa. Teny atsinanan’i Jôrdàna, ny tarik’i Makira, lahimatoan’i Manase sady rain’i Gilehada, dia nomena ny faritany Gilehada sy Basàna, satria miaramila mahery fo i Makira.


Ireo taranaka avy any Efraîma dia efa tonga ao an-dohasaha, ka narahin’ny fokon’i Benjamîna izay nifangaro tamin’ny andian-tafiny. Nipoitra avy amin’ny terak’i Makira ireo mpitari-tafika ary avy amin’ny fokon’i Zebolòna ireo manampahefana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra