Nomery 26:28 - DIEM PROTESTANTA28 Ny taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy, dia ny Manasita sy ny Efraîmita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ny zanak’i Josefa, araka ny fianakaviany, dia i Manase sy i Efraima. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy, dia ny Manasita sy ny Efraîmita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Zanak’i Josefa, araka ny fokony: dia i Manase sy i Efraima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ny zanak’i Josefa, araka ny fokony, dia Manase sy Efraima. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ny zanak'i Josefa, araka ny fokony, dia Manase sy Efraima. Jereo ny toko |