Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Ny taranak’i Zebolòna, araka ny tarika tao aminy dia izao: ny Seredita avy tamin’i Sereda; ny Elônita avy tamin’i Elôna; ny Jahilielîta avy tamin’i Jahiliela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ny taranak’i Zebolona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sereda, ny fianakavian’ny Seredita; avy tamin’i Elona, ny fianakavian’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela, ny fianakavian’ny Jahalelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Ny taranak’i Zebolòna, araka ny tarika tao aminy dia izao: ny Seredita avy tamin’i Sereda; ny Elônita avy tamin’i Elôna; ny Jahilielîta avy tamin’i Jahiliela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Zanak’i Zabolôna, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Saredita avy tamin’i Sareda, ny fokon’ny Elônita avy tamin’i Elôna, ny fokon’ny Jalelita avy tamin’i Jalela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ny taranak’i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Sereda ny fokon’ny Seredita; avy tamin’i Elona ny fokon’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela ny fokon’ny Jahalelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ny taranak'i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sereda ny fokon'ny Seredita; avy tamin'i Elona ny fokon'ny Elonita; avy tamin'i Jahalela ny fokon'ny Jahalelita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ny taranak’i Zebolona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sereda, ny fianakavian’ny Seredita; avy tamin’i Elona, ny fianakavian’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela, ny fianakavian’ny Jahalelita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:26
3 Rohy Ifampitohizana  

I Zebolòna sy ireo zanany lahy, dia i Sereda sy i Elôna ary i Jahiliela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra