Nomery 26:25 - DIEM PROTESTANTA25 Ireo no tarika isakarita; ka nisy 64 300 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Ireo no fianakavian’Isakara, araka izay voaisa taminy, telonjato sy efatra arivo sy enina alina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ireo no tarika isakarita; ka nisy 64 300 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Ireo no fokon’i Isakara araka ny voaisa amin’izy ireo: 64.300. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ireo no fokon’Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ireo no fokon'Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Ireo no fianakavian’Isakara, araka izay voaisa taminy, telonjato sy efatra arivo sy enina alina. Jereo ny toko |