Nomery 24:9 - DIEM PROTESTANTA9 Mamita-mandry toy ny liona na tahakan’ny bibidia masiaka izy, koa zovy no sahy hanaitra azy? «Eny hotahîna anie izay hitsodrano anao, ry Israely, ary ho voaozona kosa anie izay hanozona anao!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Mamitsaka izy, mandry toy ny liona, ary toy ny liom-bavy, koa iza no hampitsangana azy? Hotahina anie izay manisy soa anao ary ho voaozona anie izay manozona anao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Mamita-mandry toy ny liona na tahakan’ny bibidia masiaka izy, koa zovy no sahy hanaitra azy? «Eny hotahîna anie izay hitsodrano anao, ry Israely, ary ho voaozona kosa anie izay hanozona anao!» Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Manongalika izy ary mandry toy ny liona, Toy ny liom-bavy, ka zovy no hampifoha azy? Hohasoavina anie izay hitso-drano anao! Ho voaozona anie izay hanozona anao!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Mamitsaka izy, mandry toy ny liona, Ary toy ny liom-bavy, ka iza no hanaitra azy? Hohasoavina anie izay manisy soa anao, Ary ho voaozona anie izay manozona anao! Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Mamitaka izy, mandry toy ny liona, ary toy ny liom-bavy, ka iza no hanaitra azy? Hohasoavina anie izay manisy soa anao, ary ho voaozona anie izay manozona anao! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Mamitsaka izy, mandry toy ny liona, ary toy ny liom-bavy, koa iza no hampitsangana azy? Hotahina anie izay manisy soa anao ary ho voaozona anie izay manozona anao! Jereo ny toko |
Izao no nolazain’ny TOMPO tamiko: «Rehefa ny liona na ny liona tanora no mierona hiambina ny remby azony eo anoloan’andiana mpiandry ondry izay tafangona hamely azy, dia tsy matahotra ny antsoantson’ireo izy na lasa mitsoaka noho ny tabatabany. Ho tahaka izany koa Aho, hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao, rehefa midina hiady eo an-tendrombohitra Tsiôna na eo amin’ilay havoany.»