Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 22:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky dia nitampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balahama teo. Dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky dia niampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balama tamin’ny rindrina. Dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky dia nitampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balahama teo. Dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Nony nahita ilay Anjelin’i Iaveh ilay ampondra dia nitampisaka nanaraka ny rindrina, ka voatery tamin’ny rindrina ny tongotr’i Balaama, dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin’i Jehovah, dia niampify teo amin’ny fefy ka nanery ny tongotr’i Balama tamin’ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin'i Jehovah, dia niampify teo amin'ny fefy ka nanery ny tongotr'i Balama tamin'ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky dia niampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balama tamin’ny rindrina. Dia nikapoka azy indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 22:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Tohizo ihany àry ny fankatòvanao sy ny ody maro fampiàsanao izay efa niezahanao hatry ny fahatanoranao; angamba hahazoanao tombontsoa izany na koa hampitahoranao izay mananontanona anao.


Ary ilay anjelin’ny TOMPO nijanona indray teo amin’ny lempona iray teo anelanelan’ny tanimboaloboka voafefy andaniny roa.


Mbola nihoatra azy ireo fanindroany ilay anjelin’ny TOMPO ka nijanona teo amin’ny lalan-tery tsy ahafahana mivily na miankavanana na miankavia.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra