Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 22:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Mbola nihoatra azy ireo fanindroany ilay anjelin’ny TOMPO ka nijanona teo amin’ny lalan-tery tsy ahafahana mivily na miankavanana na miankavia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia mbola nandroso ilay Anjelin’NY TOMPO ka nijanona teo amin’ny toerana ety, izay tsy nisy hiviliana, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Mbola nihoatra azy ireo fanindroany ilay anjelin’ny TOMPO ka nijanona teo amin’ny lalan-tery tsy ahafahana mivily na miankavanana na miankavia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Nandroso lavidavitra kokoa ny Anjelin’i Iaveh nijanona tamin’ny toerana ety anankiray, izay tsy misy idifiana akory, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary mbola nandroso Ilay Anjelin’i Jehovah ka nijanona teo amin’ny fitoerana èty, izay tsy nisy làlana hiviliana, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary mbola nandroso Ilay Anjelin'i Jehovah ka nijanona teo amin'ny fitoerana èty, izay tsy nisy lalana hiviliana, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 22:26
4 Rohy Ifampitohizana  

TOMPO ô, manandra-tanana handrahona Ianao kanefa tsy ahoan’ireo olon-dratsy akory. Aoka ho menatra izy raha mahita ny zotomponao hiaro ny vahoakanao; eny, aoka handevona azy ny afo izay natokanao ho an’ny fahavalonao!


Tsy ho tia ireo zanany Aho satria zanaky ny fivarotan-tena ireny.


Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky dia nitampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balahama teo. Dia nikapoka azy indray izy.


Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky, dia nandry teo ambanin’i Balahama. Vinitra aok’izany i Balahama ka nikapoka ny boriky tamin’ny tehina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra