Nomery 22:15 - DIEM PROTESTANTA15 Nefa mbola nandefa olo-manan-kaja hafa maro kokoa sady malaza noho ny teo aloha i Balàka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary mbola naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo i Balaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Nefa mbola nandefa olo-manan-kaja hafa maro kokoa sady malaza noho ny teo aloha i Balàka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Fa naniraka andriandahy sady maro no ambony noho ny teo indray i Balàka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary Balaka naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo indray. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary Balaka naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo indray. Jereo ny toko |