Nomery 22:14 - DIEM PROTESTANTA14 Dia lasa ireo olo-manan-kajan’i Môaba niverina tany amin’i Balàka, ka nilaza taminy hoe: «Tsy nety niaraka taminay i Balahama.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia niainga ireo andriandahin’i Moaba ka tonga tany amin’i Balaka ary nilaza hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay i Balama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia lasa ireo olo-manan-kajan’i Môaba niverina tany amin’i Balàka, ka nilaza taminy hoe: «Tsy nety niaraka taminay i Balahama.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Dia nitsangana tamin’izay ireto andriandahin’i Moaba, ka lasa niverina tany amin’i Balàka, sy nilaza taminy hoe: «Nandà i Balaama ka tsy nety nandeha niaraka taminay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary niainga ireo andriandahin’i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary niainga ireo andriandahin'i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama. Jereo ny toko |