Nomery 21:16 - DIEM PROTESTANTA16 Niala teo indray ny Israelita, dia nankany Beèra (na hoe Fantsakana). Teo no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy hoe: –Angony ny vahoaka fa homeko rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lava-drano fantsakana nilazan’NY TOMPO tamin’i Mosesy hoe: Angony ny olona fa homeko rano izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Niala teo indray ny Israelita, dia nankany Beèra (na hoe Fantsakana). Teo no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy hoe: –Angony ny vahoaka fa homeko rano. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Avy ao, dia nankany Beera izy. Io ilay fantsakana nilazan’i Iaveh tamin’i Môizy hoe: «Angony ny vahoakako ka homeko rano izy ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lavaka fantsakana nilazan’i Jehovah tamin’i Mosesy hoe: Angony ny olona, fa homeko rano izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lavaka fantsakana nilazan'i Jehovah tamin'i Mosesy hoe: Angony ny olona, fa homeko rano izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lava-drano fantsakana nilazan’NY TOMPO tamin’i Mosesy hoe: Angony ny olona fa homeko rano izy. Jereo ny toko |