Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 21:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Tamin’izay indrindra no nihiran’ny Israelita izao hira izao: «Aoka ianao hiboiboika rano, ry fantsakana, ka hanaovanay fihobiana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nanao izao hira izao ny Israely: Aoka hiboiboika ianao, ry lavaka fantsakana! Ataovinareo an-kira izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Tamin’izay indrindra no nihiran’ny Israelita izao hira izao: «Aoka ianao hiboiboika rano, ry fantsakana, ka hanaovanay fihobiana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Tamin’izay no nihira izao tononkira izao i Israely:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia nihira izao fihirana izao ny Isiraely: Miboiboiha, ry lavaka fantsakana! Ataovinareo an-kira izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia nihira izao fihirana izao ny Isiraely: Miboiboiha, ry lavaka fantsakana! Ataovinareo an-kira izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:17
8 Rohy Ifampitohizana  

Mihirà ho Azy ary mankalazà Azy amin-java-maneno; tantarao ny asa mahagaga rehetra nataony.


ka dia mba nino ny tenin’Andriamanitra sy nihira fiderana Azy ny razanay.


Ankalazao an-kira ny TOMPO fa asa lehibe no nataony; ary aoka hampahafantarina eran-tany izany!»


Fantsakana nohadin’ireo filoha nombàn’ny tehim-pahefàny; fantsakana nolavahan’ireo loholona nombàn’ny tehim-pifehezany.» Rehefa niala tao an-taniefitra ny Israelita, dia nankany Matanà.


Misy ory ve ianareo? Aoka izy hivavaka. Misy finaritra ve? Aoka izy ho velon-kira fiderana.


Tamin’izany andro izany i Debôrà dia nihira niaraka tamin’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama ka nanao hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra