Nomery 20:16 - DIEM PROTESTANTA16 Nitaraina tamin’ny TOMPO izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka anjely hamoaka anay avy tany Ejipta. Ary indreto izahay ankehitriny eto Kadesy, tanàna ao amin’ny faritry ny taninao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary raha nitaraina tamin’NY TOMPO izahay dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka anjely sy namoaka anay avy tany Ejipta; ary indreto, tonga eto Kadesy, izay tanàna eto amin’ny tendron’ny taninao, izahay; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Nitaraina tamin’ny TOMPO izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka anjely hamoaka anay avy tany Ejipta. Ary indreto izahay ankehitriny eto Kadesy, tanàna ao amin’ny faritry ny taninao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Dia nitaraina tamin’i Iaveh izahay, ary nihaino ny feonay Izy; naniraka Anjely Izy ary nitondra anay nivoaka tany Ejipta. Ary indreto izahay izao dia eto Kadesy, tanàna amin’ny faritry ny taninao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 ary raha nitaraina tamin’i Jehovah izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka Anjely sy nitondra anay nivoaka avy tany Egypta; ary, indreto, tonga eto Kadesy, tanàna eto amin’ny faritry ny taninao, izahay; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 ary raha nitaraina tamin'i Jehovah izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka Anjely sy nitondra anay nivoaka avy tany Egypta; ary, indreto, tonga eto Kadesy, tanàna eto amin'ny faritry ny taninao, izahay; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary raha nitaraina tamin’NY TOMPO izahay dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka anjely sy namoaka anay avy tany Ejipta; ary indreto, tonga eto Kadesy, izay tanàna eto amin’ny tendron’ny taninao, izahay; Jereo ny toko |
Moa efa nisy ve andriamanitra sampy nanandrana nanafaka firenena anankiray teo an-tanan’ny firenen-kafa mba hatokany ho azy, ka nampiasa fizahan-toetra sy famantarana ary zava-mahagaga sy ady ombàn’ny fiarovana mahery sy fahefana tsy hay tohaina ary fampatahorana goavana? Tsia, kanefa teo imasoanareo indrindra no nanaovan’ny TOMPO Andriamanitrareo izany rehetra izany ho anareo tany Ejipta.