Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 19:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ilay handoro ny ombivavy kosa dia hanasa ny fitafiany sady hampandro ny tenany, saingy mbola haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Izay mandoro ilay ombivavy dia hanasa ny fitafiany sady handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ilay handoro ny ombivavy kosa dia hanasa ny fitafiany sady hampandro ny tenany, saingy mbola haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Izay nandoro ny omby dia hanasa ny fitafiany amin’ny rano, ary hampandro ny tenany amin’ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary izay mandoro ilay ombivavy dia hanasa ny fitafiany sady handro amin ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary izay mandoro ilay ombivavy dia hanasa ny fitafiany sady handro amin'ny rano, ary haloto mandra-paharivan'ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Izay mandoro ilay ombivavy dia hanasa ny fitafiany sady handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 19:8
6 Rohy Ifampitohizana  

ary na zovy na zovy mitondra ny fatin’ireo, dia haloto koa mandra-paharivan’ny andro sady tsy mainty hanasa fitafiana.


Ilay lehilahy nandoro azy dia hanasa fitafiana sy handro koa, vao hiditra ny toby.


«Na iza na iza, Israelita tompontany na vahiny valovotaka, mihinana biby maty ho azy na voaviravira, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro izy, vao hadio indray.


«Ho lalàna raikitra ho an’ny Israelita izany. Izay manao fafy rano amin’io rano fanadiovana io dia hanasa ny fitafiany; ary izay mikasika io rano fandiovana io dia haloto mandra-paharivan’ny andro.


Avy eo dia hanasa ny fitafiany ny mpisorona ary hampandro ny tenany, izay vao hiditra ao amin’ny toby; nefa mbola haloto mandra-paharivan’ny andro izy.


Hangonin’ny lehilahy madio iray ny lavenon’ilay ombivavy ka hapetrany amin’ny toerana madio iray eo ivelan’ny toby. Hotehirizina ho an’ny fiangonan’ny Israelita ao izany hanomanana ny rano fanadiovana. Izany fombam-pivavahana izany dia tahaka ny sorona fanalana ny ota.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra