Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 18:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 18:25
2 Rohy Ifampitohizana  

fa homeko ho anjarany kosa ny fahafolon-karena izay aterin’ny Israelita ho Ahy TOMPO; izany no nilazako taminy fa tsy handray faritany ho lova eo anivon’ny Israelita izy.


mba hamepetra ny levita hoe: –Rehefa mandray avy amin’ny Israelita ny fahafolon-karena izay efa homeko ho anjaranareo ianareo, dia anokany ampahafolony izany ho Ahy TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra