Nomery 18:22 - DIEM PROTESTANTA22 Koa tsy mahazo manakaiky ny Tranolay fihaonana intsony ny Israelita fandrao hitambesaran-keloka hahafaty azy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Tsy mahazo manakaiky ny tranolay fihaonana intsony ny Zanak’Israely, fandrao meloka izy ka maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Koa tsy mahazo manakaiky ny Tranolay fihaonana intsony ny Israelita fandrao hitambesaran-keloka hahafaty azy izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Tsy hanakaiky ny trano lay fihaonana intsony ny zanak’i Israely, fandrao dia hitondra ny helony izy ka maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary tsy mahazo manakaiky ny trano-lay fihaonana intsony ny Zanak’Isiraely, fandrao meloka izy ka maty. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary tsy mahazo manakaiky ny trano-lay fihaonana intsony ny Zanak'Isiraely, fandrao meloka izy ka maty. Jereo ny toko |