Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nalain’i Elehazara mpisorona ny fitaovam-panembohana halimo izay an’ireo olona nodorana velona ireo, ka nofisahiny ho takelaka handrakofana ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary nalain’i Eleazara mpisorona ireo fitondrana afo varahina izay nanoloran’ireo olona may ireo ka nofisahiny ho takelaka hapetaka amin’ny alitara

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nalain’i Elehazara mpisorona ny fitaovam-panembohana halimo izay an’ireo olona nodorana velona ireo, ka nofisahiny ho takelaka handrakofana ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia nalain’i Eleazara mpisorona ny fanembohana varahina naterin’ireo olona levon’ny afo, ka nofisahiny ho takelaka handrakofana ny ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nalain’i Eleazara mpisorona ny fitondran-afo varahina, izay efa nanateran’ireo olona may ireo, ka nofisahiny ho takelaka hapetaka amin’ny alitara

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nalain'i Eleazara mpisorona ny fitondran'afo varahina, izay efa nanateran'ireo olona may ireo, ka nofisahiny ho takelaka hapetaka amin'ny alitara

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary nalain’i Eleazara mpisorona ireo fitondrana afo varahina izay nanoloran’ireo olona may ireo ka nofisahiny ho takelaka hapetaka amin’ny alitara

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Hotorotoroina ho vovoka madinika izany ka hampiasaina ao amin’ny Tranolay fihaonana, manoloana ny Vatamasina izay toerana hihaonako aminao. Hanan-kasina miavaka aminareo izany.


Hapetraka eo anoloan’ny efitra lamba izay manafina ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana io alitara io, dia eo anoloan’ny saron’ny Vatamasina izay hihaonako aminao.


–Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy,


Ny fitaovam-panembohan’ireo olona matin’ny fahotany ireo dia hatao takelaka manify handrakofana ny alitara, fa efa naterina teo anatrehako TOMPO ireny ka masina; ary dia ho marika fampitandremana ho an’ny Israelita izany.


Nitangorona nanakiana an’i Mosesy sy i Aharôna ny fiangonana, fa izy roa lahy kosa nitodika nijery tany amin’ny Tranolay fihaonana, ka indro hitany nanarona azy ny rahona izay nisehoan’ny voninahitry ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra