Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 16:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Ny Israelita rehetra izay nanodidina azy, dia nandositra raha nandre ny fidradradradràny, satria natahotra fandrao hatelin’ny tany eo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ary ny Israely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy ireo: Andrao hitelina antsika koa ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ny Israelita rehetra izay nanodidina azy, dia nandositra raha nandre ny fidradradradràny, satria natahotra fandrao hatelin’ny tany eo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Nandositra i Israely rehetra nanodidina azy ireo, noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: «Ndrao dia atelin’ny tany koa isika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:34
6 Rohy Ifampitohizana  

Mandositra ny vahoaka isan-tokony, rehefa mandre ny firotsahanao an-tsehatra; miparitaka ny hafa firenena, vantany vao miseho ny fahambonianao.


Dia io lohasaha nampivaky tendrombohitra io no lalana handosiranareo, satria hipaka hatrany Atsala izany. Eny, handositra ianareo, dia tahaka ny razanareo nandositra ny horohorontany tamin’ny andron’i Hozià mpanjakan’i Joda. Ary ho avy ny Tompo Andriamanitro miaraka amin’ireo anjeliny rehetra.


Nidina velona tany amin’ny fonenan’ny maty izy ireo mbamin’izay azy rehetra, ary dia nandrakotra azy ny tany. Tsy hita intsony teo amin’ny fiangonana izy ireo.


Ary nisy afo nalefan’ny TOMPO izay nandoro velona ireo lehilahy 250 nanatitra vovo-javamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra