Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 16:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Dia nampiantsoin’i Mosesy i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, fa hoy ireo hoe: –Tsy hiakatra any izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia nampiantsoin’i Mosesy i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, fa hoy ireo hoe: –Tsy hiakatra any izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Dia nampiantso an’i Datàna sy i Abirôna i Môizy, fa hoy ireo: «Izahay tsy hiakatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary Mosesy naniraka nampaka an’i Datana sy Abìrama, zanak’i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary Mosesy naniraka nampaka an'i Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay!

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:12
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha olon-kendry no manana ady amin’adala, dia ho tezitra na hihomehy ity adala, kanefa tsy hisy filaminana mihitsy.


Dia hifanjevo izy samy mpiray firenena; hifampisompatra ny olona ka hifamely, ny tanora hirehareha amin’ny antitra, ary ny olon-tsotra hanohitra ny olo-manan-kaja.


I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay


Izany ange ka ikomianao sy ny namanao rehetra amin’ny TOMPO, fa tsy dia amin’i Aharôna loatra akory no imonomononanareo.


Tsy ampy anao ve ny namoahanao anay nandao tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-taniefitra, no mbola mitady hibaiko anay indray ianao!


Toy izany koa ireo mpampianatra sandoka ireo: mirediredy ka mandoto ny nofony sady mandà ny maha Tompo an’i Kristy ary manevateva ireo atao hoe voninahitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra