Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 14:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Mbola nikiry niakatra hankeny an-tampon-tendrombohitra ihany ireo Israelita; nefa na i Mosesy na ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO dia samy tsy nihetsika teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Kanjo sahisahy foana izy ireo ka niakatra teo an-tampon’ny tendrombohitra ihany; nefa i Mosesy sy ny vata misy ny faneken’NY TOMPO tsy niala teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Mbola nikiry niakatra hankeny an-tampon-tendrombohitra ihany ireo Israelita; nefa na i Mosesy na ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO dia samy tsy nihetsika teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Nanao ditra niakatra teo an-tampon’ny tendrombohitra ihany izy ireo, nefa ny fiaran’ny faneken’i Iaveh ary i Môizy tsy niala teo afovoan’ny toby;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Kanjo sahisahy foana izy ka niakatra teo an-tampon’ny tendrombohitra ihany; nefa Mosesy sy ny fiaran’ny faneken’i Jehovah tsy niala teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Kanjo sahisahy foana izy ka niakatra teo an-tampon'ny tendrombohitra ihany; nefa Mosesy sy ny fiaran'ny faneken'i Jehovah tsy niala teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 Kanjo sahisahy foana izy ireo ka niakatra teo an-tampon’ny tendrombohitra ihany; nefa i Mosesy sy ny vata misy ny faneken’NY TOMPO tsy niala teo an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:44
6 Rohy Ifampitohizana  

Niala tao an-tendrombohitry ny TOMPO ireo Israelita ka nandeha lalana telo andro. Nialoha azy ireo tamin’izany lalana telo andro izany ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO mba hitady izay toerana hahafahan’ny vahoaka mitoby.


Eo anoloanareo ny Hamalekita sy ny Kanahanita, ka ho fatin’ny sabany ianareo. Efa niodina tamin’ny TOMPO ianareo, ka tsy homba anareo IZY.


«Fa raha Israelita na vahiny kosa no manao fanahy iniana manota ka manamavo Ahy TOMPO, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoakako izy.


Dia nalefan’i Mosesy hiantafika izy rehetra ireo niaraka tamin’i Pinehasa mpisorona sady zanakalahin’i Elehazara; i Pinehasa no nitondra ny fitaovana masina ary koa ny trompetra mpanainga hiady.


Dia niteny taminareo aho fa tsy nohenoinareo; nolavinareo ny tenin’ny TOMPO, ary nanao sahisahy ianareo ka nananika iny faritra havoana iny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra