Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 14:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Fa hoy ny navalin’i Mosesy ny TOMPO: –Fantatry ny Ejiptianina fa ny herinao no namoahanao ity vahoaka ity hiala teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Ny Ejiptiana anefa dia efa nandre fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity niakatra avy teo aminy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fa hoy ny navalin’i Mosesy ny TOMPO: –Fantatry ny Ejiptianina fa ny herinao no namoahanao ity vahoaka ity hiala teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Fa hoy i Môizy tamin’i Iaveh: «Efa ren’ny Ejiptianina, fa ny herinao no nitondranao ity vahoaka ity niakatra avy tany afovoany; ary efa nolazainy tamin’ny mponina amin’ity tany ity izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia hoy Mosesy tamin’i Jehovah: Dia ho ren’ny Egyptiana izany; fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity nivoaka avy teo aminy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Dia ho ren'ny Egyptiana izany; fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity nivoaka avy teo aminy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:13
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia nilaza Andriamanitra fa handringana azy; kanjo i Mosesy ilay voafidiny dia nanelanelana teo anatrehany ka nisakana ny hatezerany tsy hamongotra.


Ary hoy ny TOMPO tamiko: –Na dia i Mosesy sy i Samoela aza no mitsangana manelanelana eto amiko, dia tsy handefitra amin’ity vahoaka ity Aho. Roahy hiala eto anatrehako izy mba handeha any!


Kanefa notandroviko ny lazako mba tsy hozimbazimbain’ireo firenen-kafa nahita ny namoahako ny Israelita hiala tany Ejipta.


Kanefa notandroviko ny lazako mba tsy hozimbazimbain’ny firenen-kafa niarahany nonina. Fa teo imason’ireo firenena ireo no nanaovako izay hahafantaran’ny Israelita Ahy tamin’ny namoahako azy hiala tany Ejipta.


raha tsy ny fahavalo hirehaka no natahorako; mety diso hevitra manko ny mpandrafy azy ka hiteny hoe: ‹Ny tananay no nahery, fa tsy ny TOMPO velively no nanao izany.›


Fa tsy handao anareo ny TOMPO noho ny fitandroany ny voninahiny, satria efa sitrany ny nanao anareo ho vahoakany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra