Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 14:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Hamely azy amin’ny pesta Aho ka hamongotra azy; ianao kosa hataoko firenen-dehibe sy matanjaka noho izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Hamely azy amin’ny areti-mandringana Aho ka hanary azy tsy hanan-dova, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Hamely azy amin’ny pesta Aho ka hamongotra azy; ianao kosa hataoko firenen-dehibe sy matanjaka noho izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Hasiako amin’ny pesta sy hofongorako izy, ary ianao, dia hataoko firenena lehibe sy mahery lavitra noho izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Hamely azy amin’ny areti-mandringana Aho ka hamongotra azy, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Hamely azy amin'ny areti-mandringana Aho ka hamongotra azy, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Hamely azy amin’ny areti-mandringana Aho ka hanary azy tsy hanan-dova, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:12
9 Rohy Ifampitohizana  

Nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita indray ny TOMPO, ka nitaona an’i Davida hahatonga loza aminy sy nampanisa azy ny olona ao Israely sy ao Joda.


Koa ankehitriny, avelao hanaovako azy: haringako amin’ny fahatezerako izy, fa ianao kosa hataoko firenena lehibe.»


Dia hoy indray i Mosesy sy i Aharôna hoe: –Ilay Andriamanitry ny Hebreo, ilay TOMPO Andriamanitray, no niseho taminay. Koa mba avelao izahay handeha lalana telo andro any an-taniefitra hanao sorona aminy, fandrao hamely anay amin’ny areti-mifindra na amin’ny ady Izy.


Kanjo nikomy tamiko tany an-taniefitra ireo! Tsy noraharahainy ny lalànako ary nohamavoiny ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manatanteraka ireny. Nozimbazimbainy mihitsy ny andro sabatako. Koa nihevitra indray Aho ny hampitosaka ny fahatezerako aminy tany an-taniefitra mba hahalany ringana azy.


Ady no harongatro hamelezana anareo, ho sazin’ny nivadihanareo ny fanekempihavanako. Ary rehefa tafangona hialoka ao anaty tanànanareo ianareo, dia handefasako areti-mandringana eo aminareo ary ho voatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.


Ireo matin’io areti-mandringana io dia nahatratra 24 000.


Hataon’ny TOMPO azon’ny areti-mandringana ianareo ka ho lany ritra tsy ho eo amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra