Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Nampanginin’i Kaleba ny vahoaka izay nimonomonona tamin’i Mosesy ka nataony hoe: –Aoka hiakarantsika ny tany ka halaintsika fa haharesy azy tokoa isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Fa nampangina ny olona teo anatrehan’i Mosesy i Kaleba ka niteny hoe: Tsy maintsy miakatra isika ka handray ny tany fa tsy maintsy ho resintsika izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Nampanginin’i Kaleba ny vahoaka izay nimonomonona tamin’i Mosesy ka nataony hoe: –Aoka hiakarantsika ny tany ka halaintsika fa haharesy azy tokoa isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Fa i Kaleba nampangina ny vahoaka ny amin’i Môizy: «Andeha isika, hoy izy, hiakatra haka ny tany fa mety ho lasantsika tokoa izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Fa Kaleba dia nampangina ny olona teo anatrehan’i Mosesy ka nanao hoe: Andeha isika hiakatra mihitsy mba hahazoantsika azy, fa haharesy azy tokoa isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Fa Kaleba dia nampangina ny olona teo anatrehan'i Mosesy ka nanao hoe: Andeha isika hiakatra mihitsy mba hahazoantsika azy, fa haharesy azy tokoa isika.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:30
14 Rohy Ifampitohizana  

Moa tsy Ianao ihany ve, Andriamanitra ô? Kanefa izahay efa narianao mihitsy ary ny tafikay tsy iarahanao intsony.


Ny Hamalekita no monina amin’ny faritra atsimo; ny Hetita sy ny Hivita ary ny Jebosita sy ny Amôrita no any an-tendrombohitra, fa ny Kanahanîta kosa no mipetraka amoron-dranomasina Mediteranea sy amoron’i Jôrdàna.


Ireo olona niara-niakatra tamin’i Kaleba kosa nanao hoe: –Tsy afaka manafika ireo olona ireo isika fa mahery lavitra noho isika izy.


Fa i Kaleba mpanompoko, izay nanam-panahy hafa ka tsy nisalasala nanaraka Ahy, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany; ary hahazo izany tany izany ny taranany,


Izao avy ny anaran’izy ireo: ho an’ny fokon’i Joda dia i Kaleba zanakalahin’i Jefone;


Koa inona àry no mbola holazaintsika eo anoloan’izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?


Amin’izany rehetra izany anefa, dia tena mpandresy tanteraka isika, amin’ny alalan’Ilay efa tia antsika.


Afaka miatrika izany rehetra izany aho, noho i Kristy manome hery ahy.


Noho ny finoana dia nandresy fanjakana maro ireo, sy nampihatra ny rariny ka nahazo izay nampanantenain’Andriamanitra; nanakombona ny vavan’ny liona ireo,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra