Nomery 13:21 - DIEM PROTESTANTA21 Dia niakatra izy ireo ka nisafo ny tany nanomboka teo amin’ny taniefitr’i Tsina ka hatrany Rehôba akaikin’i Lebô-Hamata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin’ny tany efitra Zina ka hatrany Rehoba, any akaikin’i Hamata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia niakatra izy ireo ka nisafo ny tany nanomboka teo amin’ny taniefitr’i Tsina ka hatrany Rehôba akaikin’i Lebô-Hamata. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Dia niakatra izy ireo, ka nisafo ny tany hatrany amin’ny efitra Sina, ka hatrany Rohoba, amin’ny lalan’i Hemata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin’ny efitra Zina ka hatrany Rehoba, dia ao akaikin’i Hamata. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin'ny efitra Zina ka hatrany Rehoba, dia ao akaikin'i Hamata. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin’ny tany efitra Zina ka hatrany Rehoba, any akaikin’i Hamata. Jereo ny toko |