Nomery 12:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ka hoy i Aharôna tamin’i Mosesy: –Meloka izahay, tompoko, koa aoka re tsy havalinao aminay izany toetran’adala amam-pahotanay izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ka hoy i Aharôna tamin’i Mosesy: –Meloka izahay, tompoko, koa aoka re tsy havalinao aminay izany toetran’adala amam-pahotanay izany! Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Ary hoy i Aarôna tamin’i Môizy: «Aoka re, tompoko, mba tsy hatsindrinao anay izany fahotana nataonay tamin-kadalana sy mahameloka anay izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary hoy Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna hianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary hoy Arona tamin'i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna ianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay. Jereo ny toko |
Noho izany, ny TOMPO Andriamanitr’i Israely dia miteny hentitra hoe: Efa nampanantenaiko fa ny fianakavianao sy ny tera-drainao no ho mpisoroko mandrakizay; nefa ankehitriny dia laviko tanteraka, teny hentitra avy amiko izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manimbazimba Ahy no ho afa-baràka.