Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 11:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Dia natao hoe Kibrôty-Taavà na hoe Fasan’ny Fahalian-kanina ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ireo olona lian-kena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Kibrota-Hatava na Ireo fasam-pitsiriritana satria teo no nandevenana ny olona izay matim-pitsiriritana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Dia natao hoe Kibrôty-Taavà na hoe Fasan’ny Fahalian-kanina ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ireo olona lian-kena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Nomena anarana hoe Kibrôta-Hataavà izany fitoerana izany, fa tao no nandevenana ny vahoaka izay nirehitry ny fahalianan-kanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary ny anaran’izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary ny anaran'izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Kibrota-Hatava na Ireo fasam-pitsiriritana satria teo no nandevenana ny olona izay matim-pitsiriritana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:34
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa nirehetan’ny fahatezeran’Andriamanitra izy: dia nahafatesany tamin’ireo matanjaka, nataony ripaka ny zatovo israelita.


Dia niala tao Kibrôty-Taavà ny Israelita ka nankany Hatserôta ary nitoby tao.


niala teo an-taniefitr’i Sinay, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà;


niala teo Kibrôta-Hataavà, dia nitoby tao Hatserôta;


Nitranga ireny zavatra ireny ho ohatra fananarana antsika, mba tsy hitsiriritantsika ny ratsy tahaka ny nahavoa an-dry zareo.


Tao Tabeherà sy Masà ary Kibrôty-Taavà dia nampahatezitra ny TOMPO koa ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra