Nomery 11:14 - DIEM PROTESTANTA14 Tsy zakako samirery ireo vahoaka rehetra ireo fa mavesatra loatra amiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena iray manontolo ity, fa mavesatra amiko loatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Tsy zakako samirery ireo vahoaka rehetra ireo fa mavesatra loatra amiko. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Tsy zakako izaho irery izao vahoaka rehetra izao, fa mavesatra amiko loatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena rehetra ity, fa mavesatra amiko loatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena rehetra ity, fa mavesatra amiko loatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena iray manontolo ity, fa mavesatra amiko loatra. Jereo ny toko |
Hanao izay hanitarana ny fahefàny izy ary hampisy fiadanana tsy misy fetra. Ny sezafiandrianan’i Davida no hipetrahany ary ny fanjakany no hofeheziny ka haoriny sy hohamafisiny amin’ny rariny sy ny hitsiny, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Izany no hotanterahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, vokatry ny firedaredam-pitiavany.
eny, izy no hanorina indray ny tempoliko. Ary hisalotra ny fanamiana maha mpanjaka izy, ka eo amin’ny sezafiandrianany no hipetrahany hanapaka ny vahoaka. Eo ankavanan’io lehilahy io kosa dia hisy mpisorona anankiray, izay eo amin’ny sezafiandrianany manokana; ka fisainana mifanaraka tsara no hisy amin’izy roalahy ireo.»