Nomery 11:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ren’i Mosesy fa samy nitomany isam-pianakaviany teo am-baravaran’ny lainy avy ny vahoaka. Nirehitra aoka izany ny fahatezeran’ny TOMPO. Ary nalahelo mafy i Mosesy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary i Mosesy dia nandre ny olona tamin’ny isam-pianakaviany nitomany, samy teo amin’ny varavaran’ny tranolainy avy. Dia nirehitra fatratra ny fahatezeran’NY TOMPO, ary tsy sitrak’i Mosesy izany Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ren’i Mosesy fa samy nitomany isam-pianakaviany teo am-baravaran’ny lainy avy ny vahoaka. Nirehitra aoka izany ny fahatezeran’ny TOMPO. Ary nalahelo mafy i Mosesy Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ren’i Môizy ny vahoaka samy nitomany, isam-pianakaviany avy, eo am-baravaran-dainy. Nirehitra mafy ny fahatezeran’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Mosesy nandre ny olona nitomany tamin’ny isam-pianakaviany, samy teo amin’ny varavaran’ny lainy avy; dia nirehitra fatratra ny fahatezeran’i Jehovah; ary tsy sitrak’i Mosesy koa izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Mosesy nandre ny olona nitomany tamin'ny isam-pianakaviany, samy teo amin'ny varavaran'ny lainy avy; dia nirehitra fatratra ny fahatezeran'i Jehovah; ary tsy sitrak'i Mosesy koa izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary i Mosesy dia nandre ny olona tamin’ny isam-pianakaviany nitomany, samy teo amin’ny varavaran’ny tranolainy avy. Dia nirehitra fatratra ny fahatezeran’NY TOMPO, ary tsy sitrak’i Mosesy izany Jereo ny toko |
Izany indrindra no nampirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO tamin’ny vahoakany. Naninji-tanana taminy sy namely azy Izy, Nampihovitrovitra ny tendrombohitra izany; ary toy ny fako tavela eny an-dàlambe no niampatramparan’ny fatin’olona. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mbola afaka ny fahatezeran’ny TOMPO fa maninji-tanana mandrahona ihany Izy.
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]