Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Tamin’ny andro faha-roapolon’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nialana tany Ejipta, dia niakatra ny rahona niala teo ambonin’ny Tranolay nitahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Tamin’ny andro faharoapolo tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa, no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Tamin’ny andro faha-roapolon’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nialana tany Ejipta, dia niakatra ny rahona niala teo ambonin’ny Tranolay nitahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Tamin’ny taona faharoa andro faha-20n’ny volana faharoa, dia nisondrotra niala teo ambonin’ny Fonenan’ny vavolombelona ny rahona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 ARY tamin’ny andro faharoa-polo tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa, no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary tamin'ny andro faharoa-polo tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa, no niakaran'ny rahona niala teo ambonin'ny tabernakelin'ny Vavolombelona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Tamin’ny andro faharoapolo tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa, no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:11
8 Rohy Ifampitohizana  

ka ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany, taona faharoa taorian’ny nialany tany Ejipta, no nananganana ny fonena-masina.


–Ny andro voalohany amin’ny volana voalohany no hasainao hatsangana ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana.


Izao no nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay, tao amin’ny Tranolay fihaonana, ny andro voalohan’ny volana faharoa tamin’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta:


Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO tamin’ny volana voalohan’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta ka nanao hoe:


saingy ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa kosa no hankalazany izany. Hihinana ny zanak’ondry miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora sy ny anana mangidy izy.


dia nankalaza ny Paska tany an-taniefitr’i Sinay ireo ny harivan’ny andro faha-14 tamin’ny volana voalohany. Nataon’ny Israelita araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy izany.


–Fony teo amin’ny tendrombohitra Hôreba isika, dia nitenenan’ny TOMPO Andriamanitsika hoe: «Ela izay nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity izay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra