Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 7:69 - DIEM PROTESTANTA

69 Nisy loham-pianakaviana sasantsasany nanao fanomezana ho an’ny asa fanorenana ny tempoly. Ny governora nanome volamena valo kilao sy lovia famafazana dimampolo ary fanamiam-pisoronana telopolo ho an’ny rakitry ny tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

69 Ny sasany tamin’ny lohan’ny fianakaviana dia nahafoy hanaovana ny asa. Ny governora dia nanome drakma volamena arivo sy lovia famafazana dimampolo sy fanamian’ny mpisorona telopolo sy dimanjato ho kojakoja ho amin’ny hanaovana ny asa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

69 Nisy loham-pianakaviana sasantsasany nanao fanomezana ho an’ny asa fanorenana ny tempoly. Ny governora nanome volamena valo kilao sy lovia famafazana dimampolo ary fanamiam-pisoronana telopolo ho an’ny rakitry ny tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

69 rameva 435, ary ampondra 6.720.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

69 ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

69 ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

69 Ny sasany tamin’ny lohan’ny fianakaviana dia nahafoy hanaovana ny asa. Ny governora dia nanome drakma* volamena arivo sy lovia famafazana dimampolo sy fanamian’ny mpisorona telopolo sy dimanjato ho kojakoja ho amin’ny hanaovana ny asa.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 7:69
3 Rohy Ifampitohizana  

ny rameva miisa 435 ary ny boriky miisa 6 720.


ankoatra ireo ny rameva miisa 435 ary ny boriky miisa 6 720.


Ny fanomezan’ireo loham-pianakaviana dia volamena 168 kilao sy volafotsy 1 100 kilao ho an’ny rakitra hanaovana ny asa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra