Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 4:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay sady nametraka mpiambina andro aman’alina hiatrehana sy hanoherana an-dry zareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay sady nametraka mpiambina andro aman’alina hiatrehana sy hanoherana an-dry zareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia nivavaka tamin’ny Andriamanitray izahay, sady nametraka mpiambina andro aman’alina, hanohitra azy sy hiaro tena aminy mba hisorohanay ny famelezany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman-alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nivavaka tamin'Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman'alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 4:3
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa izy kosa mbola nampaniraka fanintelony ho amin’i Ahaba mpanjaka hoe: «Hataon’ireo andriamanitra amiko anie ny famaizana faran’izay mafy indrindra, raha avelako hisy hahafeno tanan’ilan’ny vahoaka rehetra manaraka ahy akory ny vovok’i Samaria!»


Dia hoy izy hoe: –Na fihavanana na ady no hiaviany, dia ataovy sambo-belona izy.


«Koa aoka hifanamby amin’ny andriamanjakan’i Asiria izay tompoiko ianao, fa homeko soavaly roa arivo raha manana olona afaka hitaingina ireo.


Raha nahare izany i Sanebalato ilay Hôrônita sy i Tôbià ilay Hamônita mpanampy azy, dia samy sosotra tokoa satria nisy lehilahy tonga hikarakara izay hahasoa ny Israelita.


Fa raha nahare izany i Sanebalato ilay Hôrônita sy i Tôbià ilay Hamônita mpanampy azy ary i Gesema ilay Arabo, dia nanaraby sy naneso anay hoe: –Inona izao zavatra hataonareo izao? Hikomy amin’ny amperôra angaha ianareo?


Ren’i Sanebalato sy i Tôbià ary i Gesema ilay Arabo mbamin’ny namany fahavalonay fa tafatsangako indray ny manda ka tsy misy banga intsony. Kanefa tamin’io fotoana io dia tsy mbola voalatsako ny lela-vavahady.


dia noho ny tendrombohitr’i Tsiôna efa lao ka nanjary fonenan’ny amboadia.


Ny zazasary dia tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO; na ny taranany fahafolo aza, dia tsy hahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra