Nehemia 2:17 - DIEM PROTESTANTA17 Ary hoy aho taminy; –Hitanareo ny fahavoazana mihatra amintsika fa rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andeha hanangana indray ny mandan’i Jerosalema isika mba tsy ho fandatsa intsony! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary hoy aho tamin’izy ireo: Ianareo dia mahita ny fahoriantsika fa rava Jerosalema ary main’ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny mandan’i Jerosalema mba tsy hahavoalatsa antsika intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary hoy aho taminy; –Hitanareo ny fahavoazana mihatra amintsika fa rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andeha hanangana indray ny mandan’i Jerosalema isika mba tsy ho fandatsa intsony! Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Nony inona, dia hoy aho tamin’izy ireo: «Hitanareo ny toetra mahonena mahazo antsika, fa rava ity Jerosalema, ary levon’ny afo ny vavahady. Koa andeha hatsangantsika ny mandan’i Jerosalema, dia tsy ho fandatsa intsony isika.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary hoy izaho taminy: Hianareo mahita ny fahoriantsika, fa rava Jerosalema ary nodoran’ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny màndan’i Jerosalema, mba tsy ho latsa intsony isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary hoy izaho taminy: Hianareo mahita ny fahoriantsika , fa rava Jerosalema ary nodoran'ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny mandan'i Jerosalema, mba tsy ho latsa intsony isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ary hoy aho tamin’izy ireo: Ianareo dia mahita ny fahoriantsika fa rava Jerosalema ary main’ny afo ny vavahadiny; koa andeha isika hanangana ny mandan’i Jerosalema mba tsy hahavoalatsa antsika intsony. Jereo ny toko |
Ny vavahadin’ny Loharano dia namboarin’i Salona zanakalahin’i Kôla-Hôze sady komandin’ny faritr’i Mitsepà: izy no nandrafitra ny nanafo izany ary nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin’ny hidiny sy barany; izy koa no namboatra ny manda manamorona ilay farihin’ny lakan-drano mankany amin’ny sahan’ny mpanjaka, ary tafapaka amin’ny ambaratonga midina avy any an-Tanànan’i Davida.