Mpitsara 9:34 - DIEM PROTESTANTA34 Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Dia niainga mbola alina i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy, ka nanao otrika tao akaikin’i Sikema, nizara efa-toko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin’i Sekema, Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin'i Sekema, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. Jereo ny toko |