Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia hoy ihany i Jôtama hoe: –Ankehitriny àry, moa rariny sy hitsiny ve ny nataonareo fony nampanjaka an’i Abimelèka ianareo? Mety ve ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany? Araka ny soa vitany taminareo ve no navalinareo azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia hoy ihany i Jôtama hoe: –Ankehitriny àry, moa rariny sy hitsiny ve ny nataonareo fony nampanjaka an’i Abimelèka ianareo? Mety ve ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany? Araka ny soa vitany taminareo ve no navalinareo azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Koa ankehitriny raha marina sy mahitsy no nataonareo, tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka; raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny ankohonany, ary raha araka ny soa vitan’ny tanany no nataonareo taminy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobala sy ny taranany, ka novalianareo araka izay nataon’ny tànany izy

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin'ny nampanjakanareo an'i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin'i Jerobala sy ny taranany, ka novalianareo araka izay nataon'ny tànany izy

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy,

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Nanomboka hatreo i Gidehôna dia nantsoina hoe Jerobahala, izany hoe «Aoka hiaro tena i Bahala»; ny antony moa dia ny amin’ny tenin’i Jôasy hoe: «Aoka hiaro tena i Bahala satria ny alitarany no noravana!»


Tsy nanehoany fitiavana koa ny ankohonan’i Jerobahala na Gidehôna, araka ny soa rehetra vitan’i Gidehôna tamin’i Israely.


Ary namaly azy ny kirihitra tsilo hoe: ‹Raha sitrakareo tokoa ny hifidy ahy ho mpanjakanareo, dia avia mipetraka eto ambany alokaloko ianareo! Fa raha tsy hanao izany ianareo, dia aoka hisy afo mivoaka avy amin’ny tsiloko ka handoro hatramin’ny hazo sederan’i Libano aza!› »


Fa niady ho anareo ny raiko ka nanao vy very ny ainy mba hanafaka anareo tamin’ny Midianita;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra