Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Ary i Jerobahala na hoe Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, dia niverina nonina tany an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ary i Jerobahala na hoe Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, dia niverina nonina tany an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Ary nody i Jerobaala zanak’i Jôasy, ka nonina tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Dia nandeha Jerobala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Dia nandeha Jerobala, zanak'i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Nanomboka hatreo i Gidehôna dia nantsoina hoe Jerobahala, izany hoe «Aoka hiaro tena i Bahala»; ny antony moa dia ny amin’ny tenin’i Jôasy hoe: «Aoka hiaro tena i Bahala satria ny alitarany no noravana!»


Vao maraina be i Gidehôna, izay nantsoina koa hoe Jerobahala, no niainga niaraka tamin’ny tafiny manontolo ka nandeha nitoby teo akaikin’i Haîna-Harôda. Ny tobin’ny Midianita kosa dia terỳ avaratra, teo amin’ny lemaka anilan’ny havoana Môre.


Resin’ny Israelita hatreo ny Midianita ka tsy nahatraka tamin’ny fahareseny intsony; koa nandry fahalemana ny tany nandritra ny efapolo taona nahaveloman’i Gidehôna.


Ary ny TOMPO naniraka an’i Gidehôna sy i Bedàna sy i Jeftà, ary farany ny tenako i Samoela, mba hamonjy anareo amin’ny fahavalo nanodidina anareo; koa dia nonina tsy nanana ahiahy teto amin’ny tany ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra