Mpitsara 6:39 - DIEM PROTESTANTA39 Ary hoy indray izy tamin’Andriamanitra: –Aoka mba tsy hirehi-pahatezerana amiko Ianao raha mbola angatahiko zavatra indray mandeha! Te hahazo porofo farany ny amin’ny volon’ondry aho: ka amin’ity indray mandeha ity dia aoka ny volon’ondry ihany no ho maina, fa ny tany manodidina azy kosa ho lenan’ny ando avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Hoy ihany i Gideona tamin’Andriamanitra: Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao fa hiteny izao indray mandeha izao monja aho. Aoka mba hozahako izao indray mandeha izao monja ny amin’ny volon’ondry: Aoka ny volon’ondry ihany no ho maina fa ny tany manontolo kosa no ho lenan’ny ando. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Ary hoy indray izy tamin’Andriamanitra: –Aoka mba tsy hirehi-pahatezerana amiko Ianao raha mbola angatahiko zavatra indray mandeha! Te hahazo porofo farany ny amin’ny volon’ondry aho: ka amin’ity indray mandeha ity dia aoka ny volon’ondry ihany no ho maina, fa ny tany manodidina azy kosa ho lenan’ny ando avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika39 Fa hoy indray i Jedeôna tamin’Andriamanitra: «Aoka mba tsy hirehitra amiko ny hatezeranao, aoka ho afaka hiteny indray maka indray aho: mba te-hizaha kely indray mandeha monja amin’ny volon’ondry indray aho: aoka ny volon’ondry irery no ho maina, fa ny tany rehetra no hilatsahan’ny ando.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Ary hoy koa Gideona tamin’Andriamanitra: Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao, fa hiteny izao indray mandeha izao monja aho; aoka mba hizahako izao indray mandeha izao monja amin’ny volon’ondry: aoka ny volon’ondry ihany no ho maina, fa ny tany rehetra kosa no ho lenan’ny ando. Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Ary hoy koa Gideona tamin'Andriamanitra: Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao, fa hiteny izao indray mandeha izao monja aho; aoka mba hizahako izao indray mandeha izao monja amin'ny volon'ondry: aoka ny volon'ondry ihany no ho maina, fa ny tany rehetra kosa no ho lenan'ny ando. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache39 Hoy ihany i Gideona tamin’Andriamanitra: Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao fa hiteny izao indray mandeha izao monja aho. Aoka mba hozahako izao indray mandeha izao monja ny amin’ny volon’ondry: Aoka ny volon’ondry ihany no ho maina fa ny tany manontolo kosa no ho lenan’ny ando. Jereo ny toko |
Nahoana, fony tonga Aho, no tsy nahita olona; nahoana, fony niantso Aho, no tsy nisy namaly? Ny tanako ve no fohy loatra ka tsy mahavonjy? Sa Izaho no tsy manan-kery hoenti-manafaka? Indro mandrahona fotsiny Aho, dia maina ny ranomasina na manjary taniefitra ny ony. Amin’izay, noho ny tsy fisian’ny rano, dia matin-ketaheta ny trondro ka maimbo.