Mpitsara 5:18 - DIEM PROTESTANTA18 Ny vahoakan’i Zebolòna mbamin’i Naftalỳ kosa dia nanaiky hanao vy very ny ainy teo an-tany fiadiana, na dia ho faty aza! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 I Zebolona dia firenena nanao vy very ny ainy hatramin’ny fahafatesana, toy izany koa i Naftaly, teny amin’ny havoana tamin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ny vahoakan’i Zebolòna mbamin’i Naftalỳ kosa dia nanaiky hanao vy very ny ainy teo an-tany fiadiana, na dia ho faty aza! Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Fa i Zabolôna no firenena manao vy very ny ainy; torak’izany koa i Neftalì eo amin’ny havoany marin-tampona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Zebolona dia firenena nanao tsinontsinona ny ainy, na dia ho faty aza, Ary Naftaly koa teo amin’ny fitoerana avo any an-tsaha. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Zebolona dia firenena nanao tsinontsinona ny ainy, na dia ho faty aza, Ary Naftaly koa teo amin'ny fitoerana avo any an-tsaha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 I Zebolona dia firenena nanao vy very ny ainy hatramin’ny fahafatesana, toy izany koa i Naftaly, teny amin’ny havoana tamin’ny tany. Jereo ny toko |
«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»
Indray andro i Debôrà dia nampiantso an’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama; nampiantsoiny avy any Kedesa any amin’ny faritra naftalîta izy ka nilazany hoe: –Izao no andidian’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely anao: Mandehana maka vatan-dehilahy andiany folo avy amin’ny fokon’i Naftalỳ sy i Zebolòna, ka tariho any an-tendrombohitra Tabôra.