Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 4:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Fa nihamafy hatrany ny famelezan’ny Israelita azy ambara-pahafatiny azy mihitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Fa nihamafy hatrany ny famelezan’ny Israelita azy ambara-pahafatiny azy mihitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Ary nihahery nanampatra ny tanany tamin’i Jabìna, mpanjakan’i Kanaana, ny zanak’i Israely, mandra-pandevony an’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny tànan’ny Zanak’Isiraely nihahery tamin’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny tanan'ny Zanak'Isiraely nihahery tamin'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 4:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany andro izany no naetrin’Andriamanitra teo anatrehan’ny Israelita i Jabîna mpanjaka kanahanita.


Tamin’izany andro izany i Debôrà dia nihira niaraka tamin’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama ka nanao hoe:


Hampihariko amin’i Helỳ sy ny taranany amin’izany andro izany ny loza rehetra, efa nambarako hamelezana azy; eny, hampihariko hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra