Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 3:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Dia nandeha izy nanatitra fanomezana ho an’i Heglôna izay lehilahy matavibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nitondra ilay fanomezana ho an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, izy; ary i Eglona dia lehilahy natavy be.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia nandeha izy nanatitra fanomezana ho an’i Heglôna izay lehilahy matavibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Natolony an’i Eglôna mpanjakan’i Moaba ny fanomezana, ary lehilahy matavy be i Eglôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia nitondra ny fanomezana ho an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, izy; ary lehilahy matavibe Eglona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia nitondra ny fanomezana ho an'i Eglona, mpanjakan'i Moaba, izy; ary lehilahy matavibe Eglona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia nitondra ilay fanomezana ho an’i Eglona, mpanjakan’i Moaba, izy; ary i Eglona dia lehilahy natavy be.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 3:17
10 Rohy Ifampitohizana  

Fenofeno ny tarehiny sady mahazo nofo ny tenabeny.


Oadray! Fongana indray mipi-maso izy, levona matin’ny horohoro tampoka.


Ny masony mila ho difotry ny taviny, nefa tazana eo tsara izay kendren’ny fony.


ho matavy sy mandimandina. Mihoa-pampana ny ratsy ataony: Manohana ny ratsy fanahy izy amin’ny fitsarana fa tsy manome rariny ny kamboty; tsy raharahany akory izay zon’ny mahantra.


Mahazo mifaly sy miravo ianareo izao, ry mpamotika ny fananako! Mahazo mifalihavanja ianareo toy ny vantotr’ombivavy eny amin’ny ahi-maitso sy afa-mikiaka toy ny soavaly mpihazakazaka.


Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY amin’ny andianondriny: ‹Izaho mihitsy no hitsara ny adinareo ondry matavy sy ondry mahia.


Ary nanamboatra sabatra maranitra roa lela i Ehoda, dia sabatra ankevitry ny antsasa-metatra izay nafeniny tao anaty akanjony nanolotra ny feny ankavanana.


Ary rehefa vitany ny fanolorana ny fanomezana ho an’i Heglôna, dia lasa izy niara-nody tamin’ireo vahoaka nitondra ny fanomezana.


Tamin’izay andro izay dia Môabita sahabo ho andiany folo no matiny, dia vatan-dehilahy tomady sy mahery fo avokoa; ka tsy nisy afa-nitsoaka ireny na iray aza.


Koa nahoana no hitsakitsahinareo ny sorona sy ny fanatitra izay nodidiako hatao ao amin’ny Toeramasina fonenako. Ary nahoana ny zanakao indray no omenao voninahitra mihoatra noho Izaho, satria ianareo mampahatavy ny tenanareo amin’izay tsara indrindra amin’ny fanatitra rehetra ataon’ny Israelita vahoakako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra