Mpitsara 21:25 - DIEM PROTESTANTA25 Tamin’izany fotoana izany dia tsy mbola nisy mpanjaka tany Israely, ka samy nanao izay heveriny ho mety avy ny olona tsirairay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely tamin’izany andro izany; samy nanao izay noheveriny ho mety avy izy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Tamin’izany fotoana izany dia tsy mbola nisy mpanjaka tany Israely, ka samy nanao izay heveriny ho mety avy ny olona tsirairay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Isiraely tamin’izany andro izany; fa samy nanao izay nataony ho marina avy izy rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Tsy nisy mpanjaka teo amin'ny Isiraely tamin'izany andro izany; fa samy nanao izay nataony ho marina avy izy rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely tamin’izany andro izany; samy nanao izay noheveriny ho mety avy izy rehetra. Jereo ny toko |
Ao ny manao sorona mamono omby, kanefa mamono olona koa; ao ny mamono zanak’ondry, kanefa mamono alika koa; ao ny manao fanatitra lafarinina, kanefa manolotra ran-kisoa koa; ao ny mandoro vovo-javamanitra ho Ahy, kanefa manaja sampy koa. Noho ireo nifidy izany lalana izany sady finaritra amin’ny zava-maharikoriko,