Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 21:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Dia nanaraka io torohevitra io ny lehilahy benjaminita ka samy nisambotra vehivavy ho vadiny araka ny isany tamin’ireo tovovavy nandihy tao Silao; ary lasa niverina tany amin’ny zarataniny avy izy ka namboatra ny tanànany sy nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia nanao izany ny taranak’i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin’ny mpandihy izay nosamboriny; dia lasa izy ireo niverina ho any amin’ny lovany ary nanangana indray ireo tanàna ka nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Dia nanaraka io torohevitra io ny lehilahy benjaminita ka samy nisambotra vehivavy ho vadiny araka ny isany tamin’ireo tovovavy nandihy tao Silao; ary lasa niverina tany amin’ny zarataniny avy izy ka namboatra ny tanànany sy nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Dia nataon’ny taranak’i Benjamina izany, samy naka vady ho azy tamin’ny mpandihy nosamboriny, araka ny isany, izy ireo; ary niainga hody amin’ny lovany, dia nanorina ny tanànany indray sy nonina teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Dia nanao izany ny taranak’i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin’ny mpandihy izay nosamboriny; dia nandeha izy ka niverina ho any amin’ny lovany ary namboatra ireo tanàna ireo ka nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Dia nanao izany ny taranak'i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin'ny mpandihy izay nosamboriny; dia nandeha izy ka niverina ho any amin'ny lovany ary namboatra ireo tanàna ireo ka nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia nanao izany ny taranak’i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin’ny mpandihy izay nosamboriny; dia lasa izy ireo niverina ho any amin’ny lovany ary nanangana indray ireo tanàna ka nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 21:23
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia niverina namely ireo Benjaminita hafa ny Israelita ka isan-tanàna no nandringanany tamin’ny lelan-tsabatra ny olona mbamin’ny biby fiompiny; ary ny tanàna rehetra, izay hitany tamin’izany faritany izany, dia nodorany avokoa.


Ny Israelita hafa kosa dia nirava tamin’ny fivoriana ka samy namonjy ny fokony sy ny fianakaviany ary ny zarataniny avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra