Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 2:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Koa navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany ireo firenena izay tsy natolony teo an-tanan’i Josoa; ary tsy nahamaika Azy ny handroaka ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia navelan’NY TOMPO hijanona ireny firenena ireny fa tsy nalaky noroahiny sady tsy natolony rahateo teo an-tanan’i Josoa ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Koa navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany ireo firenena izay tsy natolony teo an-tanan’i Josoa; ary tsy nahamaika Azy ny handroaka ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Dia navelan’i Iaveh handry fehizay ireo firenena tsy mbola natolony teo an-tanan’i Jôsoe ireo, fa tsy nalaky noroahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Dia navelan’i Jehovah ireny firenena ireny ka tsy noroahiny faingana; sady tsy voatolony teo an-tànan’i Josoa ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Dia navelan'i Jehovah ireny firenena ireny ka tsy noroahiny faingana; sady tsy voatolony teo an-tànan'i Josoa ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia navelan’NY TOMPO hijanona ireny firenena ireny fa tsy nalaky noroahiny sady tsy natolony rahateo teo an-tanan’i Josoa ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 2:23
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa hampiasaiko ireny mba hizahako toetra azy na hanaraka ny sitrapoko ny Israelita ka hankatò Ahy tahaka izay nataon’ny razany na tsia.


Ireo firenen-kafa ireo moa no navelan’ny TOMPO haharitra teo amin’ny tany dia mba hizahany toetra ny Israelita rehetra izay tsy mbola nandray anjara tamin’ny ady nahazoana an’i Kanahàna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra