Mpitsara 19:6 - DIEM PROTESTANTA6 Dia nipetraka niara-nihinana sy nisotro teo izy roa lahy. Fa hoy ity rafozany tamin’ilay levita: –Mba ekeo re ny handry eto anio alina, ary aoka hifaly ny fonao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro. Dia hoy ny rain-dRazazavavy tamin-dRalehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina ary aoka ho faly ny fonao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nipetraka niara-nihinana sy nisotro teo izy roa lahy. Fa hoy ity rafozany tamin’ilay levita: –Mba ekeo re ny handry eto anio alina, ary aoka hifaly ny fonao! Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Dia nipetraka izy, ka niara-nihinana sy nisotro izy roa lahy. Ary hoy ny rain-drazazavavy: «Mihanta aminao re aho, mba ekeo ny handry anio alina; ary aoka hifaly ny fonao». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro; dia hoy ny rain-drazazavavy tamin-dralehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina, ary aoka ho faly ny fonao. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro; dia hoy ny rain-drazazavavy tamin-dralehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina, ary aoka ho faly ny fonao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro. Dia hoy ny rain-dRazazavavy tamin-dRalehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina ary aoka ho faly ny fonao! Jereo ny toko |
Ary nony efa tena handeha ilay levita sy ny vadikeliny ary ny zatovony, dia hoy ny rafozan-dahiny tamin’ilay vinanto: –Indro efa tolaka ny andro ary efa ho hariva mihitsy koa mandria aloha anio alina. Indro efa hilentika ny masoandro, ka mandria eto ary aoka hifaly ny fonao! Rahampitso dia hifoha maraina be ianareo ka handeha hody any aminao.